| Entry |
kanjo
|
| Part of speech | conjunction
|
| | Mitovy amin' ny "kanefa" saingy manisika hevitra hoe: "mifanohitra amin' ny nampoizina": Nikasa ny hitsangantsangana izahay, kanjo narary tampoka ny reninay ka voatery nijanona izahay [1.1]
|
| | Cependant, au contraire [1.3, 1.5]
|
| | Malheureusement [1.5]
|
| | Mais voilà que, contre toute attente:
Saika hilalao nandritra ny andro aho, kanjo narary tampoka
i neny ka voatery nody haingana aho
(j'allais jouer toute la journée, mais voilà que maman tomba subitement
malade aussi je dus rentrer très tôt) [1.12]
|
| Examples |
| 1 | Ibaba lahy no atao ho mpahafantatra kanjo tsy mahalala
[2.69]
|
| 2 | Kanjo hay efa ho teraka izy tsy mety ho tafatombina iny
[2.528]
|
| 3 | Kanjo nony fakafakaina, toa tsy araka izany no mitranga
[2.296]
|
|
| Analogs |
fa ~
kango ~
kinanjo ~
nefa ~
saingy |
|
| Entry |
kanjo
|
| Part of speech | noun
|
| | Provincial for akanjo
[1.2]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
kanjo
|
| Part of speech | noun
|
| | A trailing herb, Ipomea s
[1.2]
|
| Vocabulary |
|