|
|
|
|

Entry haditra (ditra)
Part of speech morphological form of maditra
  [1.2]
Examples 
1Mivalo fanahy tsy haditra aho [1.437]
2Hivalo fanahy tsy haditra aho fa hanaraka ny efanareo [2.558]

Entry haditra (ditra)
Part of speech noun
 Toetran' ny olona maditra: Tsy haditran' olona re izany ! [1.1]

Updated on 2024/11/29