| Entry | fidirana (iditra) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Asa atao rehefa miditra: Sarotra ny fidirana amin' io fikambanana io Toerana voatokana hidirana, izany hoe hitsofohana amin' ny toerana iray, trano, saha: Itỳ no fidirana ato amin' ny saha Vola aloa amin' ny fijerena fampisehoana na fandraisana anjara amin' ny lanonana iray: Ohatrinona ny fidirana amin' ity rindran-kira itỳ? [1.1] | |||||
| Fitsofohana [1.13] | |||||
| An entrance. [1.2] | |||||
| Entrée, admission, pénétration [1.13] | |||||
| Examples |
| ||||
| Illustrations |
| ||||
| Updated on 2023/09/30 |
|