| Entry | bibibiby (biby) | ||||
| Part of speech | adjective | ||||
| Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra: Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin' ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika [1.1] | |||||
| Jereo bibibibin' olona [1.78] | |||||
| Brutal, obstinate [1.2] | |||||
| Examples |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Updated on 2021/09/21 |
|