|
|
|
|

Entry habibiana (biby)
Part of speech noun
 Hasiahana mihoapampana: Voarakitry ny tantara ny habibian' ny mpanjaka sasantsasany teto an-tany [1.1]
 Hasiahana mihoa-pampana [1.13]
 Wanton cruelty, brutality [1.7]
 Cruauté, brutalité [1.8]
 Sauvagerie, bestialité [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/20