| Entry |
avy
|
| Part of speech | passive verb
|
| | [Bara]
tonga
[1.78]
|
| | Manatona, mandroso ho eo amin' ny tena, tamy: Mitondrà elo fa sao avy ny orana [1.1]
|
| | To come [1.7]
|
| | Venant, qui vient, arrivant, qui arrive, qui descend de, qui est envoyé par, qui est tiré de, extrait de, qui provient de, qui est originaire de [1.3]
|
| | Arriver, venir [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tsy maninona ny hoaviko!
[2.270]
|
| 2 | Aiza avy ny naman' ialahy?
[2.4]
|
| 3 | Fa ikalakely ity kosa avy taiza?
[2.5]
|
| 4 | Fa ny fianakaviana kosa, tsy misy miantoka ny hoaviny
[1.369]
|
| 5 | Nefa saika hadino fa izahay anie mbola mpianatra ary manana adidy ny hanomana ny hoavinay tsirairay avy
[2.356]
|
| 6 | Misisika ny amin'ity saina tia karokaroka ity izahay, satria inoanay fa miankina amin'io ny hoavin'ny tanindrazana
[2.503]
|
|
| Morphology |
| Present : |
avy,
aviko,
avinao,
aviny,
avintsika,
avinay,
avinareo,
avin',
avin-,
avim- |
| Future : |
hoavy,
hoaviko,
hoavinao,
hoaviny,
hoavintsika,
hoavinay,
hoavinareo,
hoavin',
hoavin-,
hoavim- |
| Imperative : |
avia |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
avy
|
| Part of speech | noun
|
| | Niavian' ny manavy,
fanaviana
[1.1]
|
| | Caprice [1.3, 1.196]
|
| | Fièvre, mauvaise humeur, caprice [1.3]
|
| Vocabulary |
| Morphology |
| Simple : |
avy,
aviko,
avinao,
aviny,
avintsika,
avinay,
avinareo,
avin',
avin-,
avim- |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
avy
|
| Part of speech | adjective
|
| | Koa: Izany avy ka mahatezitra anao [1.1]
|
|
| Entry |
avy
|
| Part of speech | adjective
|
| | Rehetra ary tsirairay: Nomeko paiso dimy avy ny mpianatra; izany hoe ny mpianatra rehetra dia nomeko paiso dimy tsirairay; matetika no ialohan' ny teny hoe "samy" ny matoanteny: Samy nandray ariary zato avy izahay telo lahy [1.1]
|
|
| Entry |
avy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsileo]
Ipomoea wightii (Wall.) Choisy (Convolvulaceae).
Jolie plante, mais qui pousse à sa fantaisie.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Ipomoea wightii |
|