| Entry | fanaviana (avy) | |
| Part of speech | noun | |
| Fisondrotan' ny hafanan' ny tena, izay matetika miaraka amin' ny aretina iray izay manindry ny tena: misy fanaviana raha voan' ny tazo na sery mahery, sns... [1.1] | ||
| Fever, a slight illness [1.7] | ||
| Fièvre bénigne [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|