| Entry |
manavy
(avy)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Marary ka mafana ny tena (ny anton' ny fitomboan' ny hafanana dia ny fisian' ny zavatra na mikraoby na poizina ateraky ny zava-pihinana efa simba na fanafody sasany tafiditra any amin' ny tena, tonga any amin' ny ra ka manapoizina azy) [1.1]
|
| | To be ill with fever. So called perhaps because of its intermittent character. [1.2]
|
| | Slightly ill [1.7]
|
| | être un peu malade, qui a de la fièvre [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ary misy manavy, dia asieny mafy dia maty.
[2.59]
|
| 2 | Manavy ve ianao, sombinaiko, no izao ka dia mbola ato ihany?
[2.643]
|
|
|
| Entry |
mañavy
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Sihanaka]
Tezitra [1.78]
|
| | [Tanala]
Tezitra, misafoaka, mihetsika: Mañavy koa ny ôlane (añavian'ny andro tsarane) [1.78]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
manavy
|
| Part of speech | noun
|
| | Anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1]
|
| | [Tambahoaka]
Ramanavy [1.78]
|
| | A small bat [1.7]
|
| | Chauve-souris [1.54, 1.8]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
| Analogs |
fanihy |
| Article |
|