|
|
|
|

Entry asaha
Part of speech noun
  [Betsimisaraka, Sihanaka, Tambahoaka] Ompa [1.78]
 Ompa, fanompana, ozona, fanirian-dratsy hihatra amin' ny sasany
Mitovy hevitra: fanasahana ~ fanompana ~ fanozonana ~ fisahatoana ~ fisarikoana ~ ompa ~ ozona ~ sahato ~ sariko [1.1]
 Swearing, cursing, abusive language. See aniana, ngoso, ozona, sahato. [1.2]
 Imprécations, malédictions [1.3]
Examples Ny asaha am-balahana, dia mikasika filahiana avokoa [2.245]
Derivatives 

Updated on 2022/02/08