|
|
|
|

Entry fanozonana (ozona)
Part of speech noun
 Faniriana ratsy ny hafa, fanompana [1.1]
 La malédiction, l’imprécation [1.3]
Examples 
1Ny vava iray ihany no ivoahan' ny fisaorana sy ny fanozonana. [2.996]
2Ny ankamaroan' ny teny fanozonana dia mampiasa ny teny hoe: tsy mba, aza, tsy, sandra, izay manana hevitra mitovy saingy tsy miasa raha tsy amin' ny firariana zavatra ratsy ihany. [1.519]

Updated on 2023/01/08