| Entry | ozona | |
| Part of speech | noun | |
| Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa. [1.1] | ||
| A curse [1.7] | ||
| Malédiction, imprécation [1.8] | ||
| Examples | Ny hitondra anao any amin' ilay toerana dia tsy azoko atao mihitsy, hoy izy, satria mafy loatra ny ozona amin' izany.
[2.471] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/10/20 |
|