| Entry | fanompana (ompa) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fanomponao; tsy hahavoa ahy izany Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho [1.1] | ||
| Entry | fanompana (ompana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina [1.1] | ||
| Entry | fanompàna | |
| Part of speech | noun | |
| [Sihanaka] sinibe [1.78] | ||
| Updated on 2023/04/10 |
|