| Entry |
asa
|
| Part of speech | adverb
|
| | [Tanala]
Tsy fantatro, tsy mahalala aho [1.78]
|
| | Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana:
Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. [1.1]
|
| | Don't know [1.2]
|
| | I don't know [1.7]
|
| | Je n'en sais rien [1.8]
|
| Examples |
| 1 | "Asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany."
[2.293]
|
| 2 | Asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany.
[2.470]
|
|
| Synonyms | ~ |
|
| Entry |
asa
|
| Part of speech | noun
|
| | Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ? Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena:
Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao Fampiasana: Asa saina [1.1]
|
| | Tillage, labour, work [1.2]
|
| | Working the soil; work in general [1.7]
|
| | Travail [1.8, 1.13]
|
| | Culture du sol [1.8]
|
| | Emploi, fonction, opération, ouvrage [1.13]
|
| Derivatives |
| Article |
|
| Entry |
asa
|
| Part of speech | noun
|
| | Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra. [1.1]
|
| | [1.2]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
asa
|
| Part of speech | noun
|
| | Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. [1.1]
|
| | Sharpening [1.7]
|
| | Affûtage [1.8]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
asa
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsimisaraka]
lalàna
[1.78]
|
|
| Entry |
asa
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Taimoro]
folo
[1.78]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
Asa
|
| Part of speech | name (biblical book)
|
| | Asa: boky iray ao amin' ny Baiboly
[3.1]
|
| | Acts: one of the books of the Bible
[3.1]
|
| | Actes: un des livres de la Bible
[3.1]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
ASA
|
| Part of speech | noun (acronym)
|
| | Jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina
[3.1]
|
| | Voyez Accueil des Sans-Abri
[3.1]
|
| Vocabulary |
| Analogs |
Acronyms
|
|
| Entry |
ASA
 |
| Part of speech | noun (acronym)
|
| | See American School of Antananarivo
[3.1]
|
/m:web>
| Vocabulary |
| Analogs |
Acronyms
|
| Web | http://www.asamadagascar.org
|
|
| Entry |
ASA
 |
| Part of speech | noun (acronym)
|
| | Voir Accueil des Sans-Abri
[3.1]
|
| Vocabulary |
| Analogs |
Acronyms
|
|
| Entry |
ASA
 |
| Part of speech | noun (acronym)
|
| | Voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo
[3.1]
|
/m:web>
| Vocabulary |
| Web | http://www.asamada.eu
|
|