|
|
|
|

Entry fanasa (sasa)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina manasa, manadio amin' ny rano
Azo sasana [1.1]
 Ce qui peut se laver, manière de laver [1.3]

Entry fanasa (asa)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina manasa, miangavy am-panajana mba ho tonga hisakafo na hanatrika lanonana iray
Azo asaina [1.1]
 Manière d'inviter [1.3]

Entry fanasa (asa)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina manasa, mandranitra, mandrangitra fitaovam-piasana dombo
Azo asaina [1.1]
 Ce qui s'aiguise, manière d'aiguiser [1.3]

Updated on 2023/01/05