|
|
|
|

Entry mpiasa (asa)
Part of speech noun
 Olona mikarama manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. -- Misy karazany maro ny mpiasa; ireto avy ny lehibebe maro mpiteny: mpiasa tany, mpiasa an-trano, mpiasam-panjakana. [1.1]
 A worker, an employee [1.7]
 Travailleur, employé [1.8]
Other spellings 

Updated on 2023/01/20