|
|
|
|

Entry fiandrianana (andriana)
Part of speech noun
 Toetra maha-andriana; voninahitra, fahamboniana, fiamboniana: Tandrovy lalandava ny fiandriananao [1.1]
 Royalty, kingship, sovereignty. [1.2]
 The dignity of royalty kingship, sovereignty [1.7]
 Gloire et honneur du roi ou de la reine; souveraineté [1.8]
Examples 
1Amin' ny fiandrianana avo, izay nomen' i Jehovah Anao. [2.649]
2Nivoaka amy ny fiandrianana toy ny teo hiany Ranavalona III. [2.59]

Updated on 2023/01/20