| Entry |
an-dry
|
| Part of speech | morphological form of any and ry
|
| Examples |
| 1 | himpody aho, menatra an-dry raiko.
[2.69]
|
| 2 | Ampy ahy izay nanampiako an-dry zareo izay.
[2.4]
|
| 3 | Sao miandry an-dry Ndremba izay naniraka azy!
[2.643]
|
|
|
| Entry |
andry
|
| Part of speech | noun
|
| | Enti-milaza fitsorana, fivalamparana eo ambony tany, kidoro; fatoriana amin' ny alina, filamina tsisy tebiteby. [1.1]
|
| | [Mal. diyan, mandiyan.] [1.2]
|
| | La position horizontale, l'état de ce qui est étendu, couché La paix, la tranquillité L'état de ce qui est figé, gelé, caillé [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
andry
|
| Part of speech | noun
|
| | Tohana mijoro vita amin' ny biriky, hazo na vato: Nisy andry telo nifanandrify tao amin' ny tranon' ny Ntaolo. [1.1]
|
| | A pillar, a post [1.2, 1.7]
|
| | Pilier (fig) soutien [1.3, 1.8]
|
| | Colonne [1.3]
|
|
| Entry |
andry
|
| Part of speech | passive verb
|
| | Antenaina ho avy ka mijanona eo ihany ny tena ambara-pahatongany: Sakafo tsy andrin' ny maika ny anareo izany, ry Ketaka, ka handeha aho [1.1]
|
| | Waiting, guarding [1.2]
|
| | Attendu, qu'on peut attendre [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
andry
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiambenana, fitandremana: Tsara andry ny ombintsika fa olona mahatoky izy Fitiliana: Ataovy andry maso io zazalahy io fa efa tratra naka zavatr'olona [1.1]
|
| | Watch [1.2]
|
| | Garde, surveillance, veille [1.3]
|
|
| Entry |
andry
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsimisaraka]
Sandry [1.78]
|
|
| Entry |
Andry
|
| Part of speech | name (anthroponym)
|
|