|
|
|
|

Entry riana
Part of speech noun
 Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany. [1.1]
 Rapids, a waterfall [1.7]
 Rapide, cascade [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Ndeha hitsinjo riana eo izy. [2.245]
2Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [2.69]
3Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana. [2.529]
Illustrations 

Updated on 2024/09/03