|
|
|
|

Entry ampy
Part of speech adjective
 Antonona an' izay ilaina, sahaza: Tsy mbola ampy izao fahaizanao izao fa mbola tokony hianatra ihany ianao / Efa ampy ny variko, tompoko, fa misaotra. [1.1]
 Sufficient, enough [1.2, 1.7]
 It governs the accusative case, as Ampy anao izany (That is sufficient for you). [Mal. sampai.] [1.2]
 Suffisant [1.8, 1.13]
 Assez [1.8]
Derivatives 
Analogs  antonony ~ sahaza

Entry ampy
Part of speech noun
  [Taimoro, Tanosy] Kotrobaratra, varatra [1.78]
  [Provincial] The thunder which comes near [1.2]
Vocabulary 

Entry ampy
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] Karazan-javamaniry izay maraorao ny raviny ka raha vao mikasika ny raviny dia mivonto ny hoditra [1.78]
  [Betsimisaraka] A shrub (or tree?) from the fibre of which a kind of string is made [1.2]
 (nom donné à plusieurs plantes urticantes).
[Bezanozano, Sakalava, Tsimihety] Urera longifolia Wedd. (Urticaceae). Voir ampilela, ampilelavarika, ampimbato. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Urera longifolia

Updated on 2023/04/20