| Entry |
miampy
(ampy)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mitombo, mihabe: Niampy indray ny mpianatra taona ito Mitovana: Tsy nety aho raha tsy niampy 10 sm ilay lamba novinidiko [1.1]
|
| | To grow larger or greater in number or quantity. [1.2]
|
| | To increase in number or quantity; to increase by so much [1.7]
|
| | Augmenter de tant, augmenter en nombre, en quantité [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Indrindra raha efa miampy ti-fahampiana amin-javatra hafa izany, ary koa miaraka amin' asa mafy.
[2.472]
|
| 2 | Tsy mangatsiaka anefa izy satria tsara takona ihany koa ireo lamba roa ifonosany miampy ny akanjo malabary eny an-kodiny.
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Present : |
miampy |
| Past : |
niampy |
| Future : |
hiampy |
| Imperative : |
miampia |
|
|