| Entry | mpanampy (ampy) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao [1.1] | |||||
| Olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray [1.13] | |||||
| Auxiliaire [1.13] | |||||
| Examples |
| ||||
| Entry | mpanampy (ampy) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Zanateny entina manamafy teny iray [1.13] | |||||
| Auxiliaire [1.13] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Analogs | mpanampy mahay roa | ||||
| Updated on 2023/02/07 |
|