|
|
|
|

Entry fanampiana (ampy)
Part of speech noun
 Vonjy, famonjena
Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin' ny asa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomany [1.1]
 Help [1.7]
 Aide, secours [1.8]
 Aide [1.13]

Updated on 2023/01/20