| Entry | ampirina | |
| Part of speech | noun | |
| Hazandrano kely madinika noho ny toho [1.1] | ||
| The name of a fish resembling the toho. [1.2] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | ampirina | |
| Part of speech | noun | |
| Fandaminana zavatra mba tsy hikorontana na hiparitaka fa hipetraka amin' ny toerany avy Fitehirizana, firaketana [1.1] | ||
| The tying up of packages or luggage, each in its proper place. [1.2] | ||
| Ordre, arrangement, disposition de chaque chose à sa place Action de se blottir, de se ranger par côté [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2016/10/31 |
|