| Entry | alo | |
| Part of speech | noun | |
| Manana hevitra iraisana hoe: mpanelanelana na fitaovana enti-manao zavatra tsy mivantana; olona asaina manelanelana amin' ny antokon' olona roa tonta Fatorana enti-manasaraka ny kofehy alohan' ny hanenomana Fandoarana ny vary na ny laoka na ny rony avy ao ambilany ho ao anaty lovia Fanatsobohana ny vary antsotro ao anaty lovia misy ny ro [1.1] | ||
| A tie used in separating the yarn into hanks previous to its being woven. Aloalo also used [1.2] | ||
| Intermédiaire, messager Les liens qui servent à séparer les fils avant le tissage Action de transvaser le riz, la sauce, les mets de la marmite dans les assiettes Action de plonger dans la sauce le riz qu’on a dans sa cuillère [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | alo | |
| Part of speech | noun | |
| [Taisaka] Famangian-dralehilahy na fofombadiny, famangian-dralehilahy mampirafy ny iray amin'ny vadiny [1.78] | ||
| Entry | alo | |
| Part of speech | noun | |
| Tevana, fampana [1.1] | ||
| Lohasaha kely ambony toerana [1.13] | ||
| [Tankarana] Précipice. [1.19] | ||
| Talweg d'altitude [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | lohalo | |
| Entry | alo | |
| Part of speech | noun | |
| [Betsileo] Tadin-drano, onja [1.78] | ||
| Entry | alo | |
| Part of speech | noun | |
| Teny ilazana karazan' aretin-jaza vitsivitsy: alobotra, alofisaka, alomanehaka [1.1] | ||
| Nom d’une maladie d’enfants [1.3] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | alo | |
| Part of speech | noun | |
| [Betsimisaraka, Sihanaka, Taimoro, Tambahoaka] fanoto [1.78] | ||
| [Taimoro] Fanoto hazo [1.1] | ||
| In the provinces it means a pestle. [1.2] | ||
| Pilon [1.78] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | alo | |
| Part of speech | noun | |
| [Vezo] Jalousie, opposition --> farahy, rahamba, tafike, toha, tohetse [1.68] | ||
| Entry | alo | |
| Part of speech | noun | |
| [Bara] fifanandroana [1.78] | ||
| Entry | alo | |
| Part of speech | noun | |
| Karazana gidro misy volony mivolom-bolafotsy [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Analogs | aiay ~ antima ~ amboanala ~ endrina ~ gidro ~ maky ~ sifaka ~ varika | |
| Updated on 2023/10/28 |
|