|
|
|
|

Entry amboanala
Part of speech noun
Elementary words amboa, ala
 Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [1.1]
 Generic name for lemurs. [1.2]
  [Tankarana] Sorte de lémurien [1.19]
 Lémur macaco [1.54]
 Indri (Indri indri) [2.233]
 Indri (Indri indri) [2.233]
Vocabulary 
Scientific name Indri indri
Examples Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala [2.649]
Synonyms babakoto ~ endrina
Tables and plates The Lemurs

Updated on 2025/04/28