|
|
|
|

Entry alobotra
Part of speech noun
Elementary words alo, botra
 Aretina noheverin' ny razana fa mahavoa ny zaza. Vaventy nefa mihodrahodra ny zaza lazainy fa misy alobotra, mavesatra koa ny zaza izay vaventy noho ny fahasalamany dia mavibika, fa tsy mba mahavesatra toy izany. Dia ambarany koa fa mpivalambalana ny zaza misy azy, ka ny fivalanana mandeha amin' izany dia mitsiloliloly, izay lazainy fa aretina mivoaka. [1.10]
 Aretin-jaza mahatonga azy hihodrohodro, ho botabota toa matavy rano [1.1]
 [botra, plump.] A disease of children which makes them look plump. [1.2]
Vocabulary 
Examples 
1fa nony nakekena, ny anankiray rombina, ary ny anankiray alobotra. [2.69]
2Mifanohitra amin' io alofisaka io kosa ny alobotra izay mahatonga ny zaza ho diso fitombo loatra ka manjary mohaka be. [2.643]
Analogs  alofisaka

Updated on 2023/02/18