| Entry |
aiay
|
| Part of speech | noun
|
/m:hyperonym>
| | [Betsimisaraka]
Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
|
| | Karazan-gidro mpivoaka alina, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara [1.1]
|
| | The aye-aye, a singular nocturnal animal endemic in Madagascar, to capture which, the natives say, causes illness or death. Same as ahay (Betsim.), and haihay [Antsih.]. Supposed to receive its name from its peculiar cry. Cheiromys Madagascariensis. [1.2]
|
| | Aye-aye [1.54]
|
| | Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Cheiromys madagascariensis, Daubentonia madagascariensis |
| Examples | Ary indrindra ilay biby atao hoe aiay dia an' i Madagaskara irery.
[1.436]
|
| Synonyms | |
| Other spellings |
| Tables and plates |
|
|