| Entry |
fotsy
|
| Part of speech | adjective
|
/m:hyperonym>
| | Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono.
(Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra;
hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana:
volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo) [1.1]
|
| | White [Mal. putih and in many Mal. Arch. languages; also maphutu, maphuti, etc.] [1.2]
|
| | White [1.7]
|
| | Blanc [1.3, 1.82, 1.8]
|
| | Nettoyé [1.82, 1.3]
|
| | [Taisaka]
Propre [1.82]
|
| | Fourbi, rendu propre, blanchi [1.3]
|
| Examples | Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny;
[2.470]
|
| Antonyms |
| Tables and plates |
|
|
| Entry |
fotsy
|
| Part of speech | adjective
|
| | Disregarded, vain, worthless, disparaging [1.2]
|
|
| Entry |
fotsy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Ravinala [1.78]
|
| | [Taisaka]
Ravenale [1.82]
|
| Synonyms | |
|