Index

Proverbs : voromahery

Proverb 1Aza maka imason' ny tompony ohatra ny voromahery. [2.165]
Aza maka imason' ny tompony toy ny voromahery. [2.558 #37]
French translationN' enlevez pas (quelque chose) devant les yeux de son propriétaire, comme le fait un épervier. [2.165]

Proverb 2Natao hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery hipaoka ny akoho. [2.165]
Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo hay papango nipaoka ny akohokely. [2.558 #2757]
Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery nipaoka ny akoho. [1.1]
Natao kitsikitsika hivavahana, kanjo manjary voromahery nipaoka ny akohokely. [2.653 #2093]
Malagasy interpretationEnti-milaza olona namoa-doza. [1.1]
French translationOn le prenait pour une crécerelle que l' on prie, et c' était un faucon ravisseur de poules. [2.165]

Proverb 3Voromahery miongo-bolo : ny aina be ihany, fa ny ho enti-manidina no tsy misy. [2.415 #697, 2.558 #5037, 2.653]
French translationAigle qui mue : la force est grande, mais ce qui manque, c' est de quoi voler. [2.415 #697]
French interpretationSe disait des grands qui n'exerçaient pas leur puissance. [2.415 #697]

Index