Entry ivavahana (vavaka)
Part of speech relative verb
English definition to be prayed to [Hallanger 1973]
French definition qui on prie [Hallanger 1974]
Morphology 
ivavahana
ivavahako
ivavahanao
ivavahany
ivavahantsika
ivavahanay
ivavahanareo
ivavahan'
ivavahan-
ivavaham-
ivavaha-
nivavahana
nivavahako
nivavahanao
nivavahany
nivavahantsika
nivavahanay
nivavahanareo
nivavahan'
nivavahan-
nivavaham-
nivavaha-
hivavahana
hivavahako
hivavahanao
hivavahany
hivavahantsika
hivavahanay
hivavahanareo
hivavahan'
hivavahan-
hivavaham-
hivavaha-
ivavaho
Examples 
1Andriamanitra irery no azo ivavahana (On ne doit adorer que Dieu) [Abinal 1888, page 820]
2Fa moa izay tsy misy ny razana no ivavahana, sa izay misy azy? [Callet: Tantara, page 637]
3Ny Vazimba : razana ivavahana sy angatahan-tsodrano sy fitahiana. [Randriamamonjy: Tantara, page 33]
Quotes 

Updated on 2020/07/31