Index |
|
|
|
Proverbs : voretra
|
|
|
Proverb 1 | Misalasala hoatry ny mitoetra amin-drenikely : manoza tanana, mandany rano ; mitoetra amin' izao, zaza veta. [2.415 #5812]
Misalasala, ohatra ny mitoetra amin-drenikely : manoza tanana, mandany rano; mitoetra amin’ izao, zaza veta. [2.653]
Misalasala ohatra ny mitoetra amin-drenikely : mioza tanana lazaina ho mandany rano, mitoetra amin' izao, lazaina ho voretra. [2.558]
|
French translation | Être dans l'embarras, comme l' enfant qui habite avec sa marâtre : s'il se lave les mains, elle dit qu' il gaspille l' eau ; s' il reste sans se laver, elle dit que c' est un enfant malpropre. [2.415 #5812]
|
French interpretation | Se disait des gens toujours blâmés, quoi qu' ils fassent. [2.415 #5812]
|
|
|
Index |
|
|