|
|
|
|

Index

Proverbs : voasafosafo

Proverb 1Andry ombin' Imalemifanahy : ny noana voasafosafo, ny voky voalambolambo. [2.558 #249]

Proverb 2Aza atao andry ombin' ilay adala, ka ny aloha voatora-tandroka, ary ny aoriana voafola-drambo ; fa ataovy andry ombin' ilay mora, ka ny aloha voakahankahana, ny aoriana voasafosafo. [2.415]
Aza atao andri-ombin’ ilay adala, ka ny aloha voa-tora-tandroka, ary ny aoriana voahavokavoka ; fa ataovy andry ombin’ ilay mora, ka ny aloha voakahankahana, ny aoriana voasafosafo. [2.653 #336, 2.415]
French translationNe gardez pas les boeufs comme ce sot qui lance des pierres aux comes de ceux qui sont devant et frappe ceux qui sont derrière ; mais imitez la douceur de celui qui appelle ceux qui vont trop vite et caresse ceux qui sont derrière. [2.415]
French interpretationSe disait de la manière de traiter et de conduire les gens : il ne faut pas les traiter avec méchanceté. [2.415 #2064]

Proverb 3Fiandry ombin' Ikotoadala, ka ny aloha voatora-tandroka, ary ny aoriana voafola-drambo ; fiandry ombin' Ilaisalama, ka ny kely voasafosafo, ary ny lehibe voatehatehaka. [2.415 #2076]
Fiandry ombin' ilay Firinga, ka ny aloha voatora-tandroka, ary ny aoriana voafola-drambo ; fiandry ombin' Ilaisalama, ka ny kely voasafosafo, ary ny lehibe voatehatehaka. [2.415 #2076]
French translationIkoto l' imbécile, gardien de boeufs : ceux qui sont devant, il leur jette des pierres aux cornes et ceux qui sont derrière, il leur tire la queue ; Laisalama au contraire, caresse les petits et encourage les grands de la main. [2.415]
French interpretationSe disait de la manière de traiter les gens. [2.415 #2076]

Proverb 4Ny havana ataovy toy ny andry ombin' ilay mora: ny aloha voasafosafo, ary ny aoriana voatehatehaka. [2.165]
French translationTraitez vos parents (ou vos amis) comme un doux pâtre traite ses bœufs: il caresse ceux qui vont devant et il tapote ceux qui viennent derrière. [2.165 #197]

Proverb 5Ompin' Andriamorabe: ny mahia voalambolambo, ny matavy voasafosafo. [2.558 #3448]

Index