Index

Proverbs : soitrafo

Proverb Fisoitrafo nitonoan-kena : may loha tsy mba mihinana. [Veyrières 1913 #4486, Cousins 1871 #968]
Fisoitrafo nitonoan-kena : may loha tsy mba nihinana. [Rinara 1974 #78]
May loha tsy mba mihinana tahaka ny fisoitrafo. [Rajemisa 1985]
May tsy mba homana ohatra ny soitrafo. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza ireo mpanao soa tsy mba heverin' ny olona akory. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza ny olona maty misahirana mafy, nefa tsy mba mahita soa firy amin'izay isasarany. [Rajemisa 1985]
French translation Tisonnier en bois qui a servi de broche pour faire rôtir de la viande : il a la tête brûlée, et cependant il n' aura rien à manger. [Veyrières 1913 #4486]
French interpretation Se disait de ceux qui travaillent, sans profit pour eux-mêmes. [Veyrières 1913 #4486]

Index