Index

Proverbs : mpitarika

Proverb 1Bingo ny mpitarika ka tailam-pamindra ny mpanaraka. [2.558 #903]
Bingo ny mpitarika ka tsy mahitsy fandeha ny mpanaraka. [2.415 #762, 2.653 #772, 1.1]
Malagasy interpretationIzay toetra sy fihetsiky ny mpitondra ihany no toetra sy fihetsiky ny olona entina. [1.1]
French translationConduit par un bancal on ne marche pas droit. [2.415 #762]
French interpretationSe disait des inférieurs conduits par de mauvais chefs et qui leur ressemblaient. [2.415 #762]

Index