Entry tailana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vilana, tsy mitovy ny an-daniny roa avy, mitongilana ny ilany, somaradimbana, tafy: Tailana ity latabatra ity izany fa mitongilana ny ilany noho ny iray [1.1]
Explanations in English Crooked, irregular, disproportional [1.7]
Explanations in French Inégal, irrégulier, dont un côté est plus grand que l'autre. Comme tafy [1.3]
 Irrégulier, tordu, disproportionné [1.8]
Examples 
1Ka ny fianakaviana iazaina amin' izany dia tsy irony fianakaviana tailana. [1.317]
2raha olombelona ianao, dia tsy maintsy tailana andrenesana indraindray, na diso hevitra kely. [2.285]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/09/10