|
|
|
|

Index

Proverbs : mikaroka

Proverb 1Fony be tsy mitsitsy, ka efa kely vao mikaroka, nony misy vahiny vao manao sosoa. [2.415 #2362]
Fony be tsy nitsitsy, ka efa kely vao mikaroka ; nony misy vahiny vao manao sosoa. [2.653 #982]
Fony be tsy nitsitsy, ka efa kely vao mikaroka ; nony nisy vahiny vao manao sosoa. [2.974]
Fony be tsy nitsitsy, nony kely vao mipitrapitra, tonga vahiny vao manao sosoa. [2.558 #1193]
French translationGaspiller dans l’abondance, et attendre la pénurie pour se déranger ; ne faire du sosoa que pour les étrangers. [2.974 #244]
Quand vous étiez dans l'abondance vous ne ménagiez rien ; maintenant qu' il ne vous reste plus rien, vous cherchez à devenir riche et pour recevoir les étrangers vous faites cuire le riz avec beaucoup d' eau. [2.415 #2362]

Proverb 2Omby miakatra antoandro, ka mikaroka voly horaotina. [2.415 #4562, 2.653 #2554]
Omby miakatra antoandro, ka mitady voly horaotina. [2.558 #3440]
French translationBoeufs rentrés au village trop tôt : ils cherchent des plantations à brouter. [2.415]
French interpretationIls n' ont pas eu leur compte. [2.415 #4562]

Index