Entry vahiny
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona avy any amin' ny tany hafa, tsy tompontany: Mahazo monina tsara eto ny vahiny raha tsy voatohintohina ny fiandrianom-pirenentsika
Olona tonga mitsidika ao an-tokantrano ka raisina sy omen-tsakafo: Andeha hanokombary ho an' ny vahiny aho aloha [1.1]
Explanations in English A stranger, a foreigner, a guest [1.7]
Explanations in French étranger; hôte [1.8]
Examples 
1Diniho ange, mankafy ny dihy vahiny ny tanora. [2.445]
2Vahiny marina izahay, vao tonga avy any atsimo. [2.270]
3Nisy vahiny tsy fantatra izay tonga taminy teto. [2.472]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry vahiny
Part of speech noun vahy and pronoun
Explanations in Malagasy Tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin' ireo teny toy ny hoe: vahindanitra, vahindroroha [1.1]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/10/18