Index |
|
|
|
Proverbs : midina
|
|
|
Proverb 1 | Niakatra ho rahona, ka vao hidin-ko zavona. [2.974 #106]
|
French translation | Nuage haut placé, il est descendu au rang des brouillards. [2.974 #106]
|
|
|
Proverb 2 | Tsy mety rehefa niakatra ho rahona, ka vao hidin-ko zavona. [2.653 #3500]
Tsy mety rehefa niakatra ho rahona, ka vao hiverin-ko zavona. [2.415 #3081]
|
French translation | Lorsqu' on s' est élevé pour être un nuage, il ne convient pas de revenir pour être brouillard. [2.415 #3081]
|
French interpretation | Il ne faut pas s' abaisser, s'avilir. [2.415 #3081]
|
|
|
Index |
|
|