Entry | 1 miverina |
Root | 2 verina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao? 5 tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e! 6 mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela! 7 mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy 8 manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany! 9 miherina: Miverina indray ity ny lohataona! 10 mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana [1.1] |
Explanations in French |
11 revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit [1.3] |
Examples |
12 niverin-dalana izy (il a rebroussé chemin) [1.3] 13 tsy mbola niverina izy (il n’est pas encore revenu) [1.3] |
Morphology |
|
Synonyms | 18 manangatra, manody, mifotitra, mimpody, mitampody, mody |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |