|
|
|
|

Entry (1/3)1  rahona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro [1.1]
Explanations in English  4 a cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.] [1.2]
5 a cloud [1.7]
Explanations in French  6 nuage [1.3#499, 1.8]
Examples  7  Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana. [2.471]
8  Dia ora-madinika nahavonto lamba nentin' ny rahona nanafotra ny lanitra, izay nampisoka tsy fidiny ny volana aman-kintana. [2.529#]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
Adjectives :
Vocabulary  12  Meteorology
All compound words  13  9 combinations of that word
Proverbs  14  Proverbs containing that word
Article  15 Randzavola: rahona ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
16 

Entry (2/3)17  rahona
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19 Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony [1.1]
Explanations in English  20 fig. a threat, a menace [1.2]
21 a threat, a menace [1.7]
Explanations in French  22 menace [1.3#499, 1.8]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Analogs  34  rahonavis
All compound words  35 rahom-bava

Entry (3/3)36  rahona
Part of speech  37  noun
Explanations in English  38 gilding [1.2]
Derivatives 
Passive verbs :
Names :
Adjectives :

Anagrams  42 harano, 43 harona, 44 Nahora, 45 rahano, rahona, 46 rohana

Updated on 2025/11/09