Entry polisy
Part of speech noun
Malagasy definition Olona manao fanamianamanokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanĂ na: Miantso polisy ~ Polisin-dalana [Rajemisa 1985]
English translation the police, a police constable [Hallanger 1973]
French translation la police; agent de police [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Origin French: police.
Examples 
1Tsy mba samborin' ny polisy ve izy ireny, ry Dada? [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Tonga teto ny polisy, nefa tsy nahita azy intsony. [Andraina: Mitaraina]
Quotes 

Updated on 2020/07/31