|
|
|
|

Index

Proverbs : malailay

Proverb 1Malailay fonosina toa fary. [1.1]
Nahoana no malailay fonosana tahaka ny fary ? [2.558]
Nahoana no malailay fonosana toa fary? [2.165 #403]
Nahoana no malailay fonosina, toa fary? [2.653 #2047]
Nahoana no malailay fonosina toa loha fary ? [2.415 #5665]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny olona sarotra arovana na vonjena: ny tena mamonjy na miaro azy indray no asiany. [1.1]
French translationPourquoi avoir une enveloppe piquante comme la tête de canne à sucre ? [2.415 #5665]
Pourquoi piquez-vous quand on vous enveloppe, comme la canne à sucre? [2.165]
French interpretationSe disait des caractères difficiles, des gens qui refusent les bienfaits ou cadeaux par caprice. [2.415 #5665]

Index