Entry fonosina (fono)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana fonony: Fonosy ny bokinao mba hadio lalandava
Atao ao anatin' ny zavatra iray izay manodidina azy tanteraka: Fonosy ao anaty lamba ny zanakao fa mandrivotra ny andro [1.1]
Explanations in English To be covered, to be wrapped up, to be shrouded. [1.2]
 To be wrapped; to be bound (of books) [1.7]
Explanations in French Qu'on enveloppe; qu'on relie [1.8]
Morphology 
Present : fonosina, fonosiko, fonosinao, fonosiny, fonosintsika, fonosinay, fonosinareo, fonosin', fonosin-, fonosim-, fonosi-
Past : nofonosina, nofonosiko, nofonosinao, nofonosiny, nofonosintsika, nofonosinay, nofonosinareo, nofonosin', nofonosin-, nofonosim-, nofonosi-
Future : hofonosina, hofonosiko, hofonosinao, hofonosiny, hofonosintsika, hofonosinay, hofonosinareo, hofonosin', hofonosin-, hofonosim-, hofonosi-
Imperative : fonosy
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20