Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : maizim-bolana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Mahita anay irery tena ka mandroaka maizim-bolana. [2.558 #1883]
Mahita anay lavi-kavana ka miady mena masoandro. [2.558 #1884] Mahita anay lavi-kavana, ka miady mena masoandro ; mahita anay irery tena, ka mandroaka anay maizim-bolana. [2.415 #1093, 2.653 #1424] Sao mahita anay lavi-kavana ka mandroaka mena-masoandro. [2.558] Sao mahita anay lavi-kavana ka miady mena-masoandro. [2.558] | ||||||||||||||||||||
French translation | Quand on voit que nos parents habitent loin, on nous suscite des procès à l' heure où le soleil est rouge et sur le point de se coucher ; quand on nous voit sans enfants, on nous chasse par une nuit sans lune. [2.415 #1093] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce proverbe disait le malheur des gens sans famille, sans appui ; sens plus général : on profite de nos difficultés pour nous susciter des procès. [2.415 #1093] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Manao azy ho akan' ny alina ka mitsipy sandry maizim-bolana. [2.558 #1986]
Manao azy ho akan’ ny dia, ka mitsipy sandry maizim-bolana. [2.653 #1529] Manao ho akan' ny alina, ka misavily sandry maizim-bolana. [2.165 #50] | ||||||||||||||||||||
French translation | Prétendre y avoir la nuit, puis aller danser dans les ténèbres (.... et se blesser). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||