Index

Proverbs : drakidraky

Proverb 1Drakidraky be tsy mamàna : manome safoitra ny akoho. [1.147 #D15]

Proverb 2Drakidraky mamàna, gisy mangatody : raha tsy tiana tsy anaran-trena-maso. [1.147 #D16]

Proverb 3Drakidraky manasa loha : samy manano ny faniny. [1.147 #D17]

Proverb 4Drakidraky omam-potaka : tonga dia vavany. [1.147 #D18]

Index