Index

Proverbs : anjona

Proverb 1Tafon-tranon-dRainitsiambinina : samy manazary ny anjony. [1.147 #T7]

Proverb 2Torimason' akoho, ka vita an' anjona ihany. [2.558 #274]
Torimason’ akoho : vita an' anjona ihany. [2.974 #358, 2.653]
French translationSommeil de poule : toujours sur ses gardes. [2.974 #358]

Proverb 3Volombodin-tritrio : samy manapakapaka ny anjony. [1.147 #V90]

Index