Index

Proverbs : anganongano

Proverb Avy tamin' ny anganongano, ka lany tamin' ny arirarira. [Houlder 1895 #778]
French translation Obtenu par chance et dépensé follement. [Houlder 1895]
French interpretation Ce qui vient par la flûte s' en va par le tambour. [Houlder 1895]

Proverb Raha mandrivotra avy andrefana ny andro, hoy ny adala: manjaira sonina, fa ho avy ny valala. Hoy kosa ny anganongano: tampeno ny vava, fa tonga ny aretina. [Houlder 1895]

Index