Entry andrefana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny lafin' ny vodilanitra ilentehan' ny masoandro (mifanohitra aminy: atsinanana) [1.1]
Explanations in English The west [1.2, 1.7]
Explanations in French Ouest [1.3, 1.8]
Examples 
1Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina; [2.857]
2Nanaraka arabe hatrany ny Anglisy avy any andrefana. [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : andrefana, andrefany, andrefan', andrefam-, andrefan-
Derivatives 
Antonyms 
Compound words 
Titles Tantaran' ny Zanakantitra sy ny Menalamba tao andrefan' Ankaratra (Rasamuel Maurice)
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/12