Entry mandrivotra (rivotra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Enti-milaza ny andro misy rivotra mitsoka: Nandrivotra ny andro aninaraina
¶ Mihazakazaka mafy [Rajemisa 1985]
English definition to be windy [Hallanger 1973]
French definition venter [Hallanger 1974]
Morphology 
mandrivotra
nandrivotra
handrivotra
Quotes 

2010/05/14