Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : anganongano | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Avy tamin' ny anganongano, ka lany tamin' ny arirarira. [2.165 #778] | ||||||||||||||||||||
French translation | Obtenu par chance et dépensé follement. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce qui vient par la flûte s' en va par le tambour. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Raha mandrivotra avy andrefana ny andro, hoy ny adala: manjaira sonina, fa ho avy ny valala. Hoy kosa ny anganongano: tampeno ny vava, fa tonga ny aretina. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||